Inona avy ireo vokatra aterany eto Madagasikara?

Ny tazo dia mamono olona antapitrisany maro isan-taona, ny valopolo isan-jaton'ireo 80%n'ireo olona ireo dia latsaky ny 5 taona avokoa.Isan'andro dia telo arivo (3 000) ny ankizy matiny.Mahatratra 3,2 miliara ny olona tandindomin'io aretina eto manerana ny tany.

Mbola tena mandripaka ain'olona maro ny tazo eto Madagasikara .Mahafaty ny tazo.Tamin'ny taona roa arivo(2000) dia maherin'ny telo alina (30 000) ny olona matiny.

(...sont mortes suite à cette maladie.).

 
Français      Español

Esta dirección electrónica esta protegida contra spam bots. Necesita activar JavaScript para visualizarla