Inona no azo atao amin'ny 40 € na 100 000 ariary?

Mamonje ain'olona amin'ny 100 000 Ariary(40euros)

(Fitsaboana miady @ tazo moka sy fomba fisorohana samihafa).

Azo atao tsara ny misoroka sy mitsabo ny tazo moka.

Ny fikambanana iraisam-pirenena dia nankalaza ny andro voalohany natokana ho an' ny tazo moka ny 25 Aprily 2008.

Araka ny tenin'ny dokotera Pedro Alonso, izay mpikaroka eo anivon'ny foibem-pahasalamana iraisam-pirenena ao amin'ny hopitaly any Barcelona , dia hametraka sy hanana vaksiny ho an'ny tazo izy ireo afaka fotoana vitsivitsy.

 
Français      Español

Esta dirección electrónica esta protegida contra spam bots. Necesita activar JavaScript para visualizarla