Iza no hitantana azy?

Masera Isabel Azcarate,

izay vehivavin'ny fiantrana( fille de la Charité) ,nipetraka nandritra ny 32 taona teto Madagasikara ,izay nanoka-tena hitabo marary. Nandritra ny 22 taona ,izy dia niasa teo anilan'ireo zaza sembana ao amin'ny " Foiben'ny sembana masin-dahy Vincent ao Antsirabe".Amin'izao fotoana fotoana izao dia mpitantana ny Hopitaly vaovaon'ny diosezy katolika ao Fianarantsoa ny tenany,toeram-pitsaboana izay manao ho laharam-pahamehana ny  fitsaboana ireo mahantra sy tena sahirana ka mandray ny lany rehetra amin'izany.

 
Français      Español

Esta dirección electrónica esta protegida contra spam bots. Necesita activar JavaScript para visualizarla