Nahoana no teraka ity tetik'asa ity?

Izahay dia mahatsiaro fa manana fifandraisana lalina amin'ny Madagasikara.

Ny fiainana no nahatonga ny zanakay efa-bavy ho teratany Malagasy.Masera Isabel Azcarate no nanampy any betsaka tamin'izany.Ny fifaneraserana akaiky taminy no nahafantaranay fa ny tazo moka dia aretina mahafaty nefa azo sitranina tsara,ka mahavonjy aina amin'ny vola mitentina 100 000 Ariary  (40 euros) ihany.

Inona no azontsika atao amin'ny 100 000 Ariary (40 euros) aty Eropa? Manasa fiara, mijery fampisehoana iray, mividy kilalao...?

Ndao hanampy ny vahoaka Malagasy.
Luis Lopez  sy Cristina Cama

 
Français      Español

Esta dirección electrónica esta protegida contra spam bots. Necesita activar JavaScript para visualizarla